Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (- hoatr[ay] + ohatra, - ohatry + ohatra)
k (Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (- hoatr[ay] + ohatra, - ohatry + ohatra))
Ny '''abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena''' afohezina API amin'ny fiteny frantsay, na IPA amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tetenina. Izy io dia tsy hoatryohatra ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mandinika rafi-peo [[frantsa]]y sy britanika ho an'ny [[Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena]], navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.
 
== Tantara ==