Fiteny malay : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Fiteny Malay ho Fiteny malay i Jagwar)
{{infobox fiteny
|fiteny=malayMalay<br>Bahasa Melayu
|isan'ny mpiteny=25 tapitrisa (ao [[Malaizia]]) 250 tapitrisa (raha atambatra amin'ny [[fiteny indonezianina]])
|faritany={{Boroney}}, {{Indonezia}}, {{Malaizia}}, {{Filipina}}, {{Singapaoro}}, {{Tailandy}}
}}
 
Ny '''fiteny malay''' dia fiteny aostronezianina izay tenim-pirenen'i [[Malaizia]], [[Indonezia]] ary [[Boroney]]. Anisan'ny teny fisialin'i [[Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny, na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. Efapolo tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin'ny manodidin'ny [[fahateren'i Malacca]], ary ny amorontsiraky ny nosy [[Borneo]] ary ny faritra atsinanan'i [[Sumatra]]. Noho ny sata ofisialiny dia mahery ny roanjato tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin'izay ny isan'ireo olona mahay miteny indonezianina).
Ny fiteny '''malay''' ('''bahasa Melayu''' na '''بهاس ملاي''' amin'ny soratra ''jawi'') dia fiteny fiteny Aostrônezianina, ary tenim-pirenena n'i Malaizia.
 
'''Malay''' ny anaran'ny fiteny maro (fiteny malay) mitovy endrika.