Wikipedia:VisualEditor: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''VisualEditor''' dia fitaovana hahafahana manova ny pejin'i Wikipedia amin'ny alalana mpanova WYSIWYG (''what you see is what you get'') izay tsy ilàna mahafant... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''VisualEditor''' dia fitaovana hahafahana manova ny pejin'i Wikipedia amin'ny alalana mpanova WYSIWYG (''what you see is what you get'', "izay hitanao no ho azonao") izay tsy ilàna mahafantatra ny rariteny MediaWiki.
 
Tsara ho an'ny mpikambana vaovao ny mampiasa ny mpanova WYSIWYG, satria izy ireo mety tsy mbola zatra amin'ny raritenin'ny pejin'i Wikipedia. Noho izany dia vitsy kokoa ny fahaizana ara-teknika ilaina rehefa manova pejy wiki.