Fiteny tagalaoga: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Fiteny tagalaogy ho Fiteny tagalaoga i Jagwar
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Infobox fiteny
|fiteny = TagalaogyTagalaoga<br>Wikang tagalog
|faritany = {{Filipina}}
|isan'ny mpiteny = 22 tapitrisa (nibeazana), 65 tapitrisa (teny voalohany+faharoa)
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny tagalaogytagalaoga''' dia fiteny iray tenenina any avaratr’i [[Filipina]], ao amin’ny faritra manodidon’ny renivohitr’i Filipina, [[Manila]]. Io fiteny io dia fiteny niavian’ny fiteny filipino, teny ofisialin’i Filipina. Olona roapolo tapitrisa eo ho eo no nibe tamin’io fiteny io ary ny isa manontolon’ny olona miteny tagalaogytagalaoga (ary filipino) dia misy eo amin’ny sivipolo tapitrisa eo ho eo.
 
Ny fiteny filipino dia fiteny ao amin’ny vondrom-piteny aostronezianina izay vondrom-piteny isian’ny fiteny malay/indonezianina ary fiteny malagasy.
 
Ny fiteny tagalaoga no anisan'ny [[fiteny aostrônezianina]] be mpiteny indrindra, aorian'ny fiteny malay/indônezianina ary ny fiteny javaney.
 
Anisan'ny vokatry ny fanjanahan-tany espaniôla nandritry ny telonjato taona, dia betsaka ireo teny tagalaoga avy amin'ny [[Fiteny espaniola|fiteny espaniôla]].
 
[[sokajy:fiteny]]