Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 53 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q134102 (translate me)
JurgenNL (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-1:
[[Sary:Map-Francophonie_organisation_2012-Francophonie organisation fr.svg|300px|ankavanana|thumb|Ireo firenena mpikamban'ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia]]
 
Ny '''Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia''' na FIF (amin'ny fitney frantsay ''Organisation internationale de la francophonie'' na OIF) dia fikambanana iraisam-pirenena mampikambana ireo firenena izay mampiasa ny fiteny frantsay. Araka ny sehatra antranonkala ofisialy, 75 no isan'ny firenena mpikambana ao amin'ny FIF ; izany hoe mponina 800 tapitrisa. Firenena mpikambana ny ankamaroan'ireo zana-tany frantsay taloha (Kanada, Indôsina, Afrika Andrefana frantsay, afatsy i Aljeria, Afrika Ekoatorialy Frantsay, Madagasikara, Maorisy ary i Seisela).