Maromiantoana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
<math>
f(x) = \sum_{i=0}^{n} a_i x^i
</math>
 
Andalana faha-10:
 
<math>
f(x) = a_n x^n + a_{n-1} x^{n-1} + ... + a_1 x + a_0
</math>
 
Ny '''[[lefa]] maromiantoana''' dia lefa izay azo faritana amin'ny alalan'ny maromiantoana. Ampiasaina amin'ny taranja mron'ny matematika ary ny siansa amin'ny ankapobeny ireo lefa maromiantoana.
 
Lazaina fa lefa maromiantona izay lefa azo faritana amin'ny alalan'ny fitambarana tokamiantona. Azo lazaina fa maromiantona ny lefa <math>f</math> raha mahafeno
<math>
f(x) = a_n x^n + a_{n-1} x^{n-1} + ... + a_1 x + a_0
</math> ho an'ny argiomenta <math>x</math> rehetra izay ahitana <math>n</math> isa feno tsy miiba ary <math>a_0 ... a_n</math> lanjan'isa tsimiova.
 
== Famaritana ==
Ligne 21 ⟶ 26 :
 
<math>
f(x) = \sum_{i=0}^{n} a_i x^i
</math>
izay iheverina : <math> a_n \not= 0</math>
Ligne 31 ⟶ 36 :
 
Heverina fa tokamiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Tokamiantoana koa ny lefa <math>f(x, y, z, u) = 5x^2 y^3 z^4 u^5</math> na ny lefa <math>f(x,y) = (8 - 3j)x y^4</math>. Amin'ilay tranga farany, dia [[isa haro]] ny isa <math>8-3j</math>.
 
 
 
=== Roamiantoana ===