Thomas Jefferson: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k pejy vaovao
k Voafafa ny fanovana ny Bot-Jagwar (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Legobot
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:T Jefferson by Charles Willson Peale 1791 2.jpg|180px|ankavanana|thumb|[[Sary:ThomasJeffersonSignature.png]]<br /> I Thomas Jefferson sy ny soniany
]]
Manao pôtilita sy filôzôfy amerikana, i [[Thomas Jefferson]] niteraka tamin'ny [[18 Aprily]] [[1743]] tany [[Shadwell]] ary maty tany [[Monticello]] tamin'ny [[1826]]. Izy no [[filoha]] faha telo ny [[Etazonia]], nihiditra filoha tamin'ny [[1801]] izy, dia tapitra tamin'ny [[1809]] ny mandat-ny. [[Filôzôfy]], mpamorina sy mpanao trano i Thomas Jefferson ary tsy nasitriny ny fitiavany [[frantsa]]y.
Nanana [[voly]] be mihintsy izy any [[Virginia]], ary nanana [[andevo]] betsaka izy. Kanefa izy nitolona ho an'ny fanohanana ny [[Déclaration des Droits de l'homme]] anatin'ny firenenany. Nanangeza ny fivelaran'i [[Etazonia]] i Thomas Jefferson tamin'ny nividy ny [[Louisiana]].
 
== Tantaram-piainana ==
{{infobox olona
|sary=
|anarana=
|anarana hafa=
|teraka=
|mpiaraka=
|asa=
|taona niasàna=
}}
 
Teraka tamin'ny [[13 Aprily]] [[1743]] i Thomas Jefferson tany [[Shadwell]] ao anatin'ny kaontia an'i [[Albelmarle]], any [[Virginia]]. An'isan'ny fianakavina manan-karena ny ray aman-dreniny : [[Peter Jefferson]] sy [[Jane Randolph]]. Laha matoa-na amin'ny fianakavina manana zanaka folo i Thomas Jefferson. Topon-na voly iray i rainy any amin'ny kaontia ny Albemarle. Tian'ny rainy ambony fianarana ny zanany Thomas.
'''Thomas Jefferson''' dia mpanao politika.
 
Tamin'ny [[1752]], mandeha any am-pianarana hetin'i [[William Douglas]] i Thomas Jefferson, ary nampianatra azy fiteny maro : fiteny [[latina]], [[fiteny grika taloha]] sy [[fiteny frantsay]]. Tamin'ny nahafatesan'i rainy tamin'ny [[1757]] (14 taona i T.J tamin'io andro io), nandovan'ilay voly sy ny andevo aman-polo i Thomas Jefferson. Nihanatra ny siansa natoraly sy ny [[tantara]] i Thomas Jefferson any [[Fredericksburg]], nampianarin'i [[James Maury]].
== Jereo koa ==
* [[Politika]]
 
Nanomboka nihanatra tany amin'ny College of William and Mary any Williamsburg i Thomas Jefferson tamin'ny 1760, ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny fidinihan-tsaritany, ny grika, ny latina, ny ''right'', ny tantara sy ny filôzôfia). Manatsara ny frantsay izy tany. I William Small, ny mpampianatra toe-tsainan'i Thomas Jefferson, nanome azy tsirony amin'ny mpanoratra John Locke, Francis Bacon, Isaac Newton ary ampianarin'i W. Shell mampiasa ny fisalasalana ara-paika izy. Nahazo diplôma i T.J tamin'ny 1762.
{{vangovango}}
[[sokajy:Biôgrafia]]
[[sokajy:Mpanao politika]]
 
Tamin'ny 1767, nahazo seza any amin'ny toeran'i mpanan-karena ny Virginia i Thomas Jefferson hatramin'ny 1775. Fa eo aorian'ny fimaizan'ny tranom-pianakavinany, nanamboatra trano afa tany Monticello (ankehitriny) i Jefferson. Nanam-bady vehivavy maty-vady i Jeffferson : i Martha Wayles Skelton ; ary nanana zanaka enina izy : i Martha (1772-1836), i Jane (1774-1775), zaza maty teo am-pahaterahana (1777), i Mary (1778-1804), i Lucy Elisabeth (1780-1781) ary i Lucy Elisabeth II (1782-1784)
 
[[Sokajy:Filohan'i Etazonia]]
[[en:Thomas Jefferson]]
 
[[fr:Thomas Jefferson]]
{{Link FA|de}}
{{Link FA|dv}}
{{Link FA|fr}}