Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday
Andalana faha-13:
Tamin'ny volana Aogostira 2012, lasa Wikipedia amin'ny fiteny afrikanina lehibe indrindra ny Wikipedia amin'ny teny malagasy izay niisa lahatsoratra 38 000 ary mpikambana 4 900.
Ny Wikipedia amin'ny teny afrikanina manaraka azy dia ny Wikipedia amin'ny teny soahily ary ny Wikipedia amin'ny teny yoroba izay manana lahatsoratra niisa telo alina ary 24 000.
Telo volana sy tapany taty aoriana tamin'ny volana Desambra 2012, dia nihoatra ny efatra alina ny isan'ny lahatsoratra, izay nahatonga ny Wikipedia malagasy ho Wikipedia voalohany indrindra manana lahatsoratra efaefatra alina.
 
== Daty ==