Boky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Latin dictionary.jpg|200px|right]]
 
Ny '''boky''' dia zavatra mitahiry ny fampahalalana amin'ny alalan'ny pejy taratasy voaprinty nakambana ary nasiana foniny henjana. Ao amin'ny pejim-boky dia mety sarisary.
 
Mety firaketana fampahalalana mikasika ny zavatra tokana na maro ny boky. Ny [[Baiboly]], ny [[Iliady]] ary ny [[Odisey]] izao ohatra dia boky iray ahitana tantara maro. Ny [[raki-pahalalana]] dia matetika ahitana lahatsoratra nosoratan'olona maro, ary aprinty amin'ny alalan'ny boky maro.
 
Ireo olona tsy afaka mamaky ny lahatsoratry ny boky na tsy afaka mamaky teny dia antsoina hoe "[[habadoana|bado]]".
 
{{vangovango}}