Boky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Latin dictionary.jpg|200px|right]]
 
Ny '''boky''' dia zavatra mitahiry ny fampahalalana amin'ny alalan'ny pejy taratasy voaprinty nakambana ary nasiana foniny. Ao amin'ny pejim-boky dia mety sarisary.
Ny '''boky''' (avy amin'ny fiteny anglisy ''book'') dia ravintaratasy maro misy sora-pirinty voatambatra.
 
Mety firaketana fampahalalana mikasika ny zavatra tokana na maro ny boky. Ny Baiboly, ny Iliady ary ny Odisey izao ohatra dia boky iray ahitana tantara maro. Ny raki-pahalalana dia matetika ahitana lahatsoratra nosoratan'olona maro, ary aprinty amin'ny alalan'ny boky maro.
 
Ireo olona tsy afaka mamaky ny lahatsoratry ny boky na tsy afaka mamaky teny dia antsoina hoe "bado".
 
{{vangovango}}