Polandball: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Russavia (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-6:
 
== Fiaviana ==
[[Sary:Madagascar ports closed.jpg|thumb|left|upright|150px|''Mihidy ny seranana'' ([[fiteny anglisy|anglisy]]: ''Ports closed'') Avy amin'ny lalao ''Pandemic 2'', izay nampiana tsikera fanarabiana ny fiovan'ny toe-tany ary ny fiantraikany amin'ny nosin'i Pasifika]]
 
Manana ny fiaviany amin'ny "ady" mampifaninana ny mpampiasa aterineto poloney amin'ny firenena hafa eo amin'ny drawball.com ny Polandball. Ny tranonkala drawball.com dia manome taratasy virtoaly hahafahan'ireo mpampiasa sy mpitsidika manao kisarisarin'ny zavatra izay tiany, ary koa hahafahana manova ny sarin'ny hafa.