Fiangonana Kristadelfiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 66 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q27827 (translate me)
Andalana faha-10:
Ny Kristadelfiana dia mino ny [[Baiboly]], saingy mamaky an'ohatra fotsiny ihany ireo andalana sasany izay raisin'ireo fiangonana hafa ara-bakiteny. Ohatra, ny Kristadelfiana no hany fiangonana tokana eto an-tany izay milaza amin'ny fomba ofisialy ao amin'ny Fiekem-pinoany fa ny [[devoly]] dia fanoharana fotsiny ihany.
 
Ny Kristadelfiana ihany koa no hany fiangonana tokana maneran-tany izay mandà ny fiheverana fa nisy talohan'ny nahaterahany i [[Jesoa|Jesosy]] <ref>[http://www.carelinks.net/languages/malagasy/Malagasy_Bible_Basics.pdf Fandalinana Faha]</ref>. Izy ireo dia mamaky ny andalana toy ny hoe "nidina avy any an-danitra aho" mba hilazana fotsiny ny fomba izay nanatorontoronina an'i Jesosy tao an-kibon'ny virijiny, fa tsy entina hilazana fa tany an-danitra i Jesosy talohan'ny nahaterahan'ny reniny .
 
== Vondrona ==