Christophe Colomb: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: so:Kristoffer Kolombus; changement de type cosmétique
Andalana faha-20:
.
 
[[sarySary:ColombusNotesToMarcoPolo.jpg|240px|right|thumb|Pejy iray ao amin'ny bokin'i Marco Polo nosoratsoratan'i C. Colomb]]
 
Araka ny tantarata, i Christophe Colomb dia teraka tamin'ny 1451 tao amin'ny Repoblikan'i Genova. Ny rainy dia i Domenico Colomb ary ny reniny dia i Suzanna Fontanarossa. Any Calvi koa ny trano nahaterahan'i Colomb ; any Haute-Corse, tanàna Genovana tamin'izany fotoana izany. Ny zandriny dia Bartolomero Colomb sy Giacomo Colomb. Misy mpanoratra milaza fa olona jiosy voatery nivadika kristiana i Christophe Colomb - jereo ny ''[[Limpieza de sangre]]''. Io hipôtezy io dia miankina amin'ny taratasy nosoratany misy soratra ebreo hita ao amin'ny fiteny ladino.
Andalana faha-150:
[[sk:Krištof Kolumbus]]
[[sl:Krištof Kolumb]]
[[so:Kristoffer Kolombus]]
[[sq:Cristoforo Colombo]]
[[sr:Кристифор Колумбо]]