Wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-42:
[[File:English Wikipedia as the most viewed Wikipedia per country (1st and 2nd).png|thumb|440px|right|Laharan'ny Wikipedia amin'ny teny anglisy araky tsidika isaky ny firenena : voalohany (mena), faharoa (laoranjy).]]
 
Noforonina tamin'ny [[15 Janoary]] 2001, ary manana lahatsoratra voatahiry mahery ny efatra tapitrisa nanomboka tamin'ny Jolay 2012. Ny Wikipedia amin'ny teny anglisy no voalohany ary lehibe indrindra. Eo amin'ny 14,7% ny lahatsoratra eo amin'ny tetikasa Wikipedia rehetra no amin'ny teny anglisy. Nihena avy tamin'ny 50% io isa io nohon'ny fitomboan'ny Wikipedia amin'ny fiteny hafa. Eo amin'ny 9,7 gigaoktety ny lanjan'ny lahatsoratra ao amin'ny Wikipedia amin'ny teny anglisy.
Ny Wikipedia amin'ny teny anglisy no noforonina voalohany, tamin'ny 2001.
 
== Tsiahy ==