Wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k incorrect interwiki
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-34:
 
Niforona avy amin'i Wikipedia sy Nupedia ny [[20 jiona]] [[2003]] ny Wikimedia Foundation.<ref>Jimmy Wales: "[http://mail.wikipedia.org/pipermail/wikipedia-l/2003-June/010690.html Announcing Wikimedia Foundation]", [[20 jiona]] [[2003]], <wikipedia-l@wikipedia.org></ref> Taorian'izay dia niasa tao anatin'io fikambanana tsy itadiavam-bola io i Wikipedia sy ireo tetikasa rahavavy. "In Memoriam: September 11<!--DO NOT REFORMAT THIS DATE, IT IS IN QUOTATIONS--> Wiki" no tetikasa rahavavin'i Wikipedia niseho voalohany, niforona ny volana oktobra 2002 hitantarana amin'ny antsipirihany ny fanafihana an'i Etazonia tamin'ny [[11 septambra]];<ref>Nony tamin'ny taona 2006 anefa dia tsy nokilasian'ny maro ho tetikasa rahavavy ny sehatra "In Memoriam: September 11"; ary nisy torohevitra sy antso hanakatonana azy, na hamindrana toerana azy ao amin'i [[w:en:Wikia|]]. "[http://meta.wikimedia.org/w/index.php?title=Proposals_for_closing_projects&oldid=362802 Sosokevitra hanakatonana tetikasa]", ahitana dinika momba an'izay ao amin'ny Meta-Wiki.</ref> Natomboka ny volana desambra 2002 ny tetikasa rakibolana [[Wiktionary]] na Wikibolana; herinandro taorian'izay i [[Wikiquote]], tahirina quotations; ary iray volana taty aoriana i [[Wikibooks]], angona boky maimaim-poana. Avy eo dia maro ny tetikasa hafa natomboka izay hita etsy ambany ny antsipiriany.
 
== Tetikasa Wikipedia ==
 
Ny Wikipedia amin'ny teny anglisy no Wikipedia lehibe indrindra ary manana lahatsoratra eo amin'ny efatra tapitrisa eo ho eo ilay raki-pahalalana. Manaraka aoriana ny fiteny nerlandey, ny fiteny alemaina, ny fiteny soedoa ary ny fiteny frantsay izay samy manana lahatsoratra mahery ny 1,5 tapitrisa.
 
=== Wikipedia amin'ny teny anglisy ===
[[File:English Wikipedia as the most viewed Wikipedia per country (1st and 2nd).png|thumb|Laharan'ny Wikipedia amin'ny teny anglisy araky tsidika isaky ny firenena : voalohany (mena), faharoa (laoranjy).]]
 
Ny Wikipedia amin'ny teny anglisy no noforonina voalohany, tamin'ny 2001.
 
== Tsiahy ==