Fiteny indôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny fiteny '''indoneziana''' (''Bahasa Indonesia'', midika "fitenin'i Indonezia") dia fiteny ofisialin'ny [[Repoblikan' IndonesiaIndonezia]]. Anisan'ny fiteny miasa ihany koa io fiteny io any amin'ny Repoblikan'i Timaoro Atsinanana.
 
Fiteny avy amin'ny fiteny malay (''bahasa Melayu'') ny fiteny indoneziana. Tsy tenin-drenin'ny ankamaroan'ny Indoneziana io fiteny io. Any am-pianarana ny ankizy indoneziana vao vao mianatra io fiteny io. Tenim-paritra ny fiteny malay any amin'ny faritra atsinanan'ny [[Nosy Sumatra]], ao amin'ny faritanin'i Riau ary any anindran'ny [[nosy Borneo]].
 
225 tapitrisa ny isan'ny olona miteny indoneziana.