Banky Foibe Eoropeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: ga:Banc Ceannais Eorpach
ArcCan (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Lôgôn'ny BFE.svg|right|thumb|150px|Ny lôgôn'ny BFE]]
[[Sary:European Centralcentral Bankbank 041107euro frankfurt germany.jpg|right|thumb|280px]]
Ny '''Banky foibe eoropeana''' dia ny banky foiben'ny [[vondrona eoropeana]]. Ny toerana foibeny dia any [[Frankfurt am Main]] any [[Alemaina]]. Ny tanjon'ny Banky foibe eoropeana dia mitazona ny vidin'entana hitombina, mba tsy ho mahery ny roa isan-jato ny fiakaran'ny vidin-javatra. Izy io dia mandrindra ny [[politika ara-bola]]n'ny firenena eo amin'ny faritra euro. Amin'izao fotoana izao, ny Banky foibe eoropeana dia banky lehibe indrindra eto an-tany.