Kilalao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manitsy tsipelina
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Pieter Bruegel d. Ä. 041.jpg|thumb|225px|right|Pieter Bruegel l'Ancien - Jeux d'enfants (Kilalaon-jaza) - 1560]]
 
Ny '''kilalao''' dia fihetsehanahetsika voarafitra, entin'ny fitiavana manao azy, ary tsindraindray atao mba hianatra zavatra. Ny Kilalao dia samihafa amin'ny [[asa]], zavatra atao ho an'ny [[karama]], azo amin'ny fanaovana azy, sy ny [[taozavatra]], zavatra atao ho an'ny fanehoana ny heviny. Na dia izany aza, tsy mazava ny zavatra mahasamihafa azy ireo, ary maro ny kilalao (ny mpilalao arak'asa ohatra) lazaina fa asa sy ny taozavatra lazaina fa asa.
Ny zavatra manondro ny kilalao dia tanjona, fitsipika ary fifaninanana. Ny lalao dia matetika mamporisika ny fampiasana ny sainahatsilon-tsaina na ny hery, ary tsindraindray izy roa no ampiasaina.
 
[[Sary:Paul Cézanne, Les joueurs de carte (1892-95).jpg|Paul Cézanne, Les Joueurs de Carte (Mpilalao Karatra), 1892-1895|thumb|225px|right]]
 
== KilalaoNy kilalao sy ny fampianarana ==
 
=== Ny kilalao ho an'ny fitaovana fampianaranafitaovam-pampianarana ===
 
Mandritry ny ela, ny [[mpampianatra]] dia nanambany ny kilalao. Ho an'i [[Herbert Spencer]], ny « kilalao dia fampiasana ny heryambon-kery mihoatra, karazana sopapan'ny tanora. » Na dia nanana mpisolo-vava aza ny kilalao tamin'ny mpampianatra tamin'ny [[Tantara]] (azo lazaina [[PlatonPlatona]] na [[John Locke]], [[filôzôfy]] grika sy anglisy niaina tamin'ny [[taonjato faha 17]]), ny anjara asanyasan'ny filalaovana amin'ny fivoaran'ny zaza dia tsy fantatra ary nambaniana raha tsy tamin'ny taonjato faha 20.
 
=== Ny lalao sy ny fianarana ===
 
Ny lalao pedagôjika dia manana anjara amin'ny fahazoana ny fahaizana. Eken'ny mpampianatra ankehitriny fa ilaina ny lalaomilalao, ho an'ny antony manaraka :
# Ny ankizy dia tia ary mila milalao. Ny anatrafianarana zavatra (lesona) dia hita fa mampaleomankaleo rehefa ela ny ela, diaka mety ho tiany ny mianatra rehefa atao kilalao ilay izy.
# Ny mpilalao dia miara-miaraka milalao :ary tsy varindriana intsony izyilay zaza mianatra satria ao amin'ilay kilalao no heritreriny rehetra fa tsy any amin'ny zavatra hafa, tsy tahaka ny fianarana satriatsotra eoilay izymila mihaino lalandava ary mety miheritreritramitondra zavatrany hafa.eritreritr'ilay ankizy eny ankafa.
# Ny faharesena dia manamafy ny fitairana.
 
== Jereo koa ==