Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-11:
Ny mahasamihafan'i Wikipedia amin'ny firaketana taratasy dia tsy ferana ny halava ny lahatsoratra soratana. Tsy maninona mihintsy raha hoe 100 pejy ny halava ny lahatsoratra soratanao, izay zato pejy izay dia efa mahavita boky izay. Afohizina izao izay lahatsoratra izay raha manoratra amin'ny firaketana taratasy ianao. Izay ny anton'ny firaketana anglisy '''Encyclopaedia Britannica'' tsy dia manome ''information'' betsaka, satria ferana ny halava ny takelaka.
 
Kely dia kely ny toerana alain'ny soratra. Raha misy litera 7 isaky ny teny, raha 250 000 {{AR}} ny 1 000 Go<ref> {{fr}} http://www.choixpc.com/disquedu.htm</ref>, mahazaka teny 142 lavitrisa ny disika iray, 3.510 Mo ny lanja ny wikipedia malagasy eo amin'ny rindrankajy, 08,8820 {{AR}} (440,7696 F) monja ny vola lany amin'ny wikipedia malagasy amin'ny lafin'ny disika. Araka ny tenenin'i Jimmy Wales : ''Tsy lafo ny toerana''.
 
=== Ny wikipedia dia tsy Rakibolana (diksionera) ===