Kônfosiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanova: ckb:کەنفییوشەس
k fanitsiana teny
Andalana faha-5:
I '''Confucius''' ([[fiteny sinoa]] : 孔子; [[pinyin]] : Kǒng zǐ; [[Wade-Giles]] : K'ung-tzu, na fiteny mandarina : 孔夫子; [[pinyin]]: Kǒng Fūzǐ; [[Wade-Giles]]: K'ung-fu-tzu), na "Tompo Kong", dia filôzofy sinoa teraka tamin'ny [[28 Septambra]] [[-551]] ary maty tamin'ny taona [[-479]]. Ny anany sy ny [[filôzofia]]ny dia nianjadina ny heritreritra sy ny fomba fiainan'ny Sinoa, ny [[Korea]]na, ny Japoney ary ny Vietinamianina.
 
Teraka tany Zou (陬) any akaikin'i Qufu (曲阜) any amin'ny faritaninfaritan'ny Shandong i Confucius, antsoin'ny sinoa Kǒngzǐ (孔子) na Kǒng Fūzǐ (孔夫子) izy, ny dikany amin'ny sinoa ''Tompo Kong'', navadiky ny zezoita "Confucius" ny anarany, anarana mitovitovy feo amin'ny ''"Kǒng Fūzǐ"'' .
 
I Confucius dia teraka tamin'ny 21 Septambra -551 any Zou (陬), tsy lavitry ny tanànan'i Qufu (曲阜), amin'ny tany Lu, any amin'ny faritaninfaritan'i Shandong.
 
[[Sokajy:Filôzôfy sinoa]]