Akadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
interwiki
k fanitsiana teny
Andalana faha-27:
Miaina ao amin'ny faritany Kanadianina efatra ny akadianina (Nouveau-Brunswick, Québec, Nouvelle-Ecosse, ary Nosin'i Prince-Edouard) sy faritany telo any etazonia : Louisiana, Maina ary Massachusets.
 
Any amin'ny Akadia avaratra, Eo amoron'ny Baie des Chaleurs su ny amoron'ny Révière Restigouche ny loham-pirenenanpirenen'i Akadia avararatra, Any atsimon'ny faritaninfaritan'i Quebec no misy izy ireo.
 
== Tantara ==
Andalana faha-34:
{{...}}
 
Efa voazahan'ny Viking tamin'ny taonjato faha folo ny faritaninfaritan'i Akadia. Tonga tany ny mpanjono lamôria tamin'ny taonjato faha telo ambin'ny folo. Ny [[Micmac]], ny [[Malesita]] sy ny Passamaquoddy ny tompon-tany teo tamin'izany. Nihaona tamin'ny Micmac i [[Jacques Cartier]] tamin'ny fizahana tamin'ny [[1534]]. Nila niandry ny taona 1604 vao noforonin'i [[Pierre Dugua de Mons]] ny Akadia.
 
== Fitiavan-tanindrazana Akadianina ==