William Shakespeare: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rôbô Nanova: az:Uilyam Şekspir; changement de type cosmétique
k (Rôbô Nanova: az:Uilyam Şekspir; changement de type cosmétique)
Tarehy mamirampiratry ny kolontsain' Eoropa, mbola mitohy ny fianjadiany amin'ny artistan' izao tontoloizao. Voadika amin'ny fiteny maromaro izy ary lalaovina matetitetika manerana ny tany ny piesiny. Anisan'ny mpanao drama vitsivitsy nanao ny komedia sy ny trajedia izy.
 
Nanoratra lahatsoratra dramatika fito ambin'ny telopolo izy tao anelanelan'ny taona 1580 sy 1613, fa ny fotoana nanoratana ny piesy dia mbola iadian-kevitra amin'izao fotoana izao. Kanefa, ny habetsaky ny zava-bitany dia tsy mahagaga raha jerena ny fara tamin'izany fotoana izany.
 
Afaka refetina ny fianjadian'i Shakespeare eo amin'ny kolontsaina anglô-saksôna amin'ny fandinihana ny tsiahy atao ho azy, na amin'ny alalan'ny fitanisana, ny lohateny, na ny adaptation mifototra amin'ny asany. Lazaina fa « tenin'i Shakespeare » ny fiteny anglisy.
 
 
{{Lien BA|sr}}
 
{{Lien AdQ|af}}
{{Lien AdQ|th}}
{{Lien AdQ|zh}}
{{Lien BA|sr}}
 
{{Link FA|af}}
{{Link FA|bs}}
[[arz:ويليام شيكسبير]]
[[ast:William Shakespeare]]
[[az:VilyamUilyam Şekspir]]
[[ba:Уильям Шекспир]]
[[bat-smg:Vėljams Šekspīrs]]
12 226

modifications