Oniversite: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: war:Unibersidad
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''oniversite''' dia fianarana avo lenta, ny tanjony dia manamboatra fahaizana, mitahiry ary mampita azy amin'ny alalan'ny karoka, mitahiry sy mampita azy. Any Etazonia, i Peirce, folôzôfy amerikana, dia nilaza tamin'ny 1891, fa ny oniversite dia « fikambanana olona omen'ny [[firenena]] tombon-tsoa, mba afahanhahafahan'ny vahoaka hanam-pahaizana ary mba hamaha ny olana teôrika misy mandavan'ny fampivoaranfivoaran'ny haifombaHaifomba ».
 
Voafetra amin'ny olona manana ny diplômandiplôma avy ao amin'ny fianarana secondaire ny fidirana any amin'ny oniversite. MihabetsakaAmin'izao fotoana izao dia mihabetsaka ny isan'ny mpianatra mianatra amin'ny oniversite, ary nihanikatra hainganahatrany ny isan'nyisany taminhatran'ny taonjato faha 20, indrindra hatry ny ady lehibe faharoa. Amin'izao fotoana izao, rehefa mandeha tsara ny oniversite, dia lazaina fa manana vokatsoa ara-toe-karena. Noho izany, ny [[firenena]] eoropeana, manohana ny fifaninanana iraisam-pirenena, dia lasa manao refôrman'ny oniversiteny.
 
== Tantaran'ny oniversite ==