Antsirabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Voafafa ny fanovana ny Hvn0413 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Addbot
Hvn0413 (dinika | fandraisan'anjara)
k there is already Jeografia below
Andalana faha-1:
'''Antsirabe''' dia anisan'ny [[tanàna]] lehibe ao [[Madagasikara]].
 
Jeografia
 
Eo amin'ny afovoan'ny nosy no misy azy, 168 km atsimon'Antananarivo manaraka ny lalam-pirenena faha-7. Renivohitry ny faritr'i Vakinankaratra izy. Izay mahalala tarehimarika momba ny velarany sy ny haben'ny mponina dia iangaviana hanampy azy eto.
 
== Jeografia ==
Ligne 9 ⟶ 5 :
Eo amin'ny afovoan'ny nosy no misy azy, 168 km atsimon'[[Antananarivo]] manaraka ny lalam-pirenena faha-7. Renivohitry ny faritr'i Vakinankaratra izy. Izay mahalala tarehimarika momba ny velarany sy ny haben'ny mponina dia iangaviana hanampy azy eto.
 
== Tantara ==
Antsirabe dia midika hoe "ilay feno sira".Io anarana io dia avy amin'ny nahitana ilay rano misy sira. Ilay tanàna dia namboarin'ilay misionera norvezianina tamin'ny faran'ny taonjato faha-19, izay, angamba nahita ilay fahagagana izay tsy takatrin' ny saina, izany hoe, ilay rano tany antsirabe dia anisan'ny rano mahery eran-tany. Taloha, ny mpanjana-tany vazaha dia nanitatra ilay hevitrahatramin'ny farany
 
=== Indostria ===