Fiteny romaniana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Bot: Migrating 124 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q7913 (translate me) |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny romana''' (''[[:ro:limba română|limba română]]'' /'limba ro'mɨnə/ ''na româneşte'' /ro'mɨneʃte/) dia teny ofisialin'i [[Romania]]. Io [[fiteny]] io dia teny voasintona avy amin'ny teny [[latina]] (teny indô-eorôpeanina). Misy olona 24 tapitrisa no miteny romana, indrindra any Romania (''limba română'' /'limba ro'mɨnə/) sy any [[Moldavia]] (''limba moldovenească'' /'limba mol'doveněaskə/).
|