Olika voafintina anaty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana
Andalana faha-3:
Ny '''olika voafintina anaty''' (OVA) (amin'ny [[teny anglisy]] : integrated circuit) dia olik'aratra nafintina mba hitana anaty velarana kely. Ny mpampita aratra ikorian'ny [[rio]] anatin'io [[olik'aratra]] io dia mpampita tapany (amin'ny teny frantsay : ''semi-conducteur''), izay vita [[silisiôma]].
 
Ankehitriny dia feno olika voafintina anaty ny fitaovana elektrônikahaikoriam-boanaratra ary anisan'ny nampivoatra be ny [[elektrônikahaikoriam-boanaratra]] ny fampiasana ireo olika voafintina ireo. Manomboka amin'ny [[finday]] ampiasaina hatrany amin'ny fitaovana fanaovana raharaha an-trano dia misy olika voafintina anaty.
 
Mety ahitana [[tirazisitôro]] hatrany amin'ny iray miliara ny OVA izay manana velarana latsaky ny iray santimetatra toradroa. Arakaraky ny mampivoatra ny [[teknolojia]] dia mihakely hatrany ny velarana ilain'ny tirazisitôro iray. Latsaka tambanin'ny 100 nanometatra ny hanifiny tamin'ny 2008 ary ho latsaky ny 50 nanometatra ny hanifiny amin'ny 2013.<ref>http://newsroom.intel.com/community/intel_newsroom/blog/2011/02/18/intel-to-invest-more-than-5-billion-to-build-new-factory-in-arizona</ref>