Oktety: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 23 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q851872
k fanitsiana tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''oktety''' dia venty andrefesana ny data amin'ny taranjan'ny [[informatikakajimirindra]]. Ny oktety dia bity miisa valo, izany hoe isa miroafototra valo. Ny [[baity]] (amin'ny [[teny anglisy]] ''byte''), no anisan'ny fomba anononana ny oktety amin'ny teny anglisy, na dia azo ampiasaina amin'ny teny anglisy koa aza ilay teny ''octet''.
 
== Eva ==
Andalana faha-19:
* sns...
 
Mbola betsaka ny mampiasa ny tovona taloha amin'izao fotoana, na dia tsy ankasitrahan'ny SI aza izany, izay mamaritra tovona hafa mihitsy. Tsy fampiasan'ny olona amin'ny fiainana mandavanandro na an-teny na an-tsoratra ireo tovona ho an'ny isa mi[[roa fototra]], anefa ampiasaina matetika ireo toraky ny isa roa ireo amin'ny taranjan'ny informatikakajimirindra indrindra indrindr ary amin'ny taranjan'ny elektronika amin'ny ankapobeny. Ao amin'ny [[rindrankajy]] open source ary ny mpandrindra milina [[GNU/Linux]] no tena ahitana ny fampiasana ireo tovona miroa fototra ireo.
 
Fantatry ny mpanamboatra [[kapila]] izay fahasamihafana izay : oktety miaraka amin'ny tovona tsotra (kilo, mega, giga) no aseho ny eo amin'ny fonon'entana, anefa oktety miaraka amin'ny tovona miroa fototra (kibi, mebi, gibi) no asehon'ny mpandrindra milina eo amin'ny efajoro, na GNU/Linux izany na Microsoft Windows. Ka noho izany mitovy fiatiana amin'ny kapila 93 gibioktety (isa izay hita eo amin'i Windows : 93,1 "gigaoktety" ; ary eo amin'i Linux : 93,1 gibioktety) ny kapila iray manan-piatiana 100 gigaoktety (isa izay hita eo amin'ny fonon'entana).
Andalana faha-25:
{{vangovango}}
 
[[sokajy:informatikakajimirindra]]