Ranomasimbe Atlantika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 175 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q97 (translate me)
Faolin42 (dinika | fandraisan'anjara)
sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Océan Atlantique.png|thumb|240px|ankavanana|Ny ranomaismbe Atlantika miloko manga]]
[[Sary:ViewGreenland, fromiceberg, LowKong Beach,Oscar NantucketFjord MA(js)1.jpg|thumb|240px]]
 
Ny [[Ranomasimbe Atlantika]] dia anisan'ny [[ranomasimbe]] dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan'ny [[Kontintanta eoro-afrikana]] sy ny [[Kontinanta Amerikana]] 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan'ny fihazana eoropeana nandritry ny taonjato maro . Amin'izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.