Fiteny latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
fampidirana vaovao
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
|sata=teny ofisialy ao [[Vatikana]]
|faritany={{Vatikana}}, [[Eoropa Atsimo]] ary [[Eoropa Andrefana|Andrefana]]
}}
}}Ny '''fiteny latina''' (amin'ny teny latina ''lingua latīna) dia fiteny taloha notenenin'ny mponina tao amin'ny faritr'i Latium, eo amin'ny misy an'i Roma ankehitriny. Io fiteny io dia avy amin'ny fiteny Indo-eoropeana voalohany tahaka ny ankabeazan'ny fiteny notenenina tao Eoropa. Ny fiteny latina dia avy ao amin'ny tanjona italianina. Na dia lazaina fa fiteny maty aza io fiteny io, ny fiteny rômana izay mbola ampiasaina ankehitriny (frantsay, espaniola, italiana, romainina) dia endrika nivoatra an'io fiteny io. Na dia fiteny maty aza izy io, betsaka ireo olona mahafehy azy, mianatra azy ary mampianatra azy erak'izao tontolo izao.
 
}}Ny '''fiteny latina''' (amin'ny teny latina ''lingua latīna'') dia fiteny taloha notenenin'ny mponina tao amin'ny faritr'i Latium, eo amin'ny misy an'i Roma ankehitriny. Io fiteny io dia avy amin'ny fiteny Indo-eoropeana voalohany tahaka ny ankabeazan'ny fiteny notenenina tao Eoropa. Ny fiteny latina dia avy ao amin'ny tanjona italianina. Na dia lazaina fa fiteny maty aza io fiteny io, ny fiteny rômana izay mbola ampiasaina ankehitriny (frantsay, espaniola, italiana, romainina) dia endrika nivoatra an'io fiteny io. Na dia fiteny maty aza izy io, betsaka ireo olona mahafehy azy, mianatra azy ary mampianatra azy erak'izao tontolo izao.
 
Mbola ampiasain'ny fiteny ankehitriny amin'ny famoronana voambolana vaovao ny fiteny latina, ary mbola ampiasaina amin'ny fanomezana anarana ny zava-miaina.