Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Fijerena mitongilana : Niala ny fanovàna 637093 nataon'i 65.92.209.118 (resaho) |
||
Andalana faha-6:
Izy no ben'ny tanànan'Antananarivo nanomboka ny 12 desambra hatramin'ny 3 febroary 2009 mialohan'ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an'i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an'i Rajoelina.
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
== Filoha avon'ny tetezamita ==
|