Taioàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
k Voafafa ny fanovana ny 78.145.180.183 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Legobot
Andalana faha-1:
[[Sary:TaiwanRepublic inof China (+allorthographic claims hatchedprojection).svg|thumb|220px|Ny tany anjakan'ny Repoblikan'i Sina (Taiwan) (maitso maizina) ary ny tany lazainy fa azy (maitso mazava)]]
 
Ny '''Repoblikan'i Sina''' izay antsoina amin'ny anarany Taiwan, dia fanjakana ao [[Azia Atsinanana]] izay manjaka eo amin'ny nosin'i Taiwan ary amin'ny nosy manodidina. Ny 1 Oktobra 1949, dia nantsoana tany Beijing ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]] izay noho ny fandresen'ny komonista ny nasionalista. Nanomboka tamin'ny [[1950]], ao Taiwan irery sisa ny tany ananan'ny Repoblikan'i [[Sina]] fahefana, noho izany, voazara roa ny tantaran'ny Repoblikan'i Sina: ny fotoana nanjakany erak'i Sina, ary ny fotoana izay nanjakany tao Taiwan irery.