Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
Wikipedia faha efatra lehibe indrindra amin'ny fiteny any Afrika ny wikipedia malagasy. Ary izy irery ankehitriny no tetikasa Wikipedia amina fiteny barito.
 
Ny toerana misy ny mpiteny malagasy dia any Madagasikara amin'ny ankapobeny (roapolo tapitrisa). Na dia izany aza raha oharina amin'ny fiteny hafa izay manana teny teratany ho teny ofisialy, vitsy ny mpitsidika avy any Madagasikara mitsidika ny Wikipedia amin'ny teny malagasy<ref>[http://stats.wikimedia.org/wikimedia/squids/SquidReportPageViewsPerCountryBreakdown.htm ''Wikimedia traffic analysis report'']</ref>, ary vitsy ny mpitsidiky ny Wikipedia amin'ny teny malagasy avy any Madagasikara<ref>http://stats.wikimedia.org/wikimedia/squids/SquidReportPageViewsPerLanguageBreakdown.htm</ref>.
 
== Fiteny ampiasaina amin'ny votoatiny ==