Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Voafafa ny fanovana ny 41.204.109.210 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Addbot
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
== NOTAMFiloha avon'ny 21 Janoary 2012tetezamita ==
 
Ny 17 Martsa 2009, lasa filoha avon'ny tetezamitan'ny Repoblikan'i Madagasikara i Andry Rajoelina ary nanasonia ny ''ordonnance faha-2009-003'' izay nametraka ny Fitondrana Avon'ny Tetezamita (FAT) ary ny famoana ny Antenimieram-pirenena izay voafidin'ny vahoaka. Nanaiky ary nanamarika izany fifindram-pahefana izany ny ''Haute Cour Constitutionnelle''.<ref>''La Haute Cour constitutionnelle investit Andry Rajoelina'', L'Express de Madagascar, 19 Martsa 2009</ref>
 
=== NOTAM ny 21 Janoary 2012 ===
 
Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahan'ny NOTAM izay tsy nahafanan'ny fiaramanidina nitondra ny filoha taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany Afrika Atsimo ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin'ilay fiaramanidina i Ravalomanana.