Roger Federer: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
mandika ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy) (nandika izay azo nodikaina
Kolega2357 (dinika | fandraisan'anjara)
k Adding Grend Slem titles
Andalana faha-2:
 
'''Roger Federer''' (teraka ny [[8 Aogositra]] [[1981]] tany [[Bâle]], [[Soisa]]) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa izay mpilalao faharoa eo amin'ny laharan'ny ATP. Voalohany tao amin'ny laharana ATP izy mandritry ny herinandro 285. I [[Pete Sampras]] irery no naharitra mihoatr'izany (herinandro 286).
 
Nandresy tao [[Australia Open]] izy ny taona 2004, 2006, 2007 ary 2010. Nandresy tao [[Rolland Garros]] koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao [[Wimbledon]] koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ny [[US Open]] tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.
 
 
== Rohy ivelany ==