Metaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: en:Metal
+
Andalana faha-2:
 
Ny '''metaly''' dia zavatra simika mety mitondra aratra na hafanana ary mivadi-toetra mba ho lasa katiôna na manao rohy iônika amin'ny zavatra tsy metaly. Amin'ny simia, ny metaly (avy amin'ny teny grika «μέταλλον» dia zavatra afaka mitondra aratra moramora kokoa nohon'ny rivotra na zavatra hafa toy ny plastika na fitaratra. Ao anatin'ny metaly, ny atôma dia mety mivadika katiôna amin'ny alàlan'ny haverezana elektirôna iray ary avy amin'ny fangalarana elektirôna iray hafa any amin'ny atôma manodidona azy mba hanolo ilay elektirôna very.
 
Ohatra metaly matetika ampiasaina :
* [[Volamena]]
* [[Volafotsy]]
* [[Vy]]
* [[Varahina]]
* [[Fira-mainty]]
 
{{vangovango}}