Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: eu:Hamar Aginduak
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: es:Diez Mandamientos; changement de type cosmétique
Andalana faha-1:
[[ImageSary:Decalogue parchment by Jekuthiel Sofer 1768.jpg|right|thumb|320px|Ny Didy Folo]]
 
== Ny Didy Folo : Lahatsoratra ao amin'ny Baiboly ==
 
Boky roa no ahitana ny Didy Folo ao amin'ny Baiboly dia ny
Andalana faha-66:
Ary aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao; ary aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, na ny taniny, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.
 
== Fahasamihafana amin'ny Lahatsoratra ==
Misy fahasamihafana ny lahatsoratra roa avy ao amin'ny Baiboly. Isan'ny misongadina ny mikasika ny '''Sabata'''. Ampiasaina ny teny hoe ''Mahatsiarova'' ao amin'ny Eksodosy, ary ''Mitandrema'' kosa raha ao amin'ny Deteronomia. Toy izany koa ny didy ''farany'' mikasika ny '''Fitsiriritana'''.
 
== Ny Didy Folo Araka ny Fiangonana Samihafa ==
Araka ny lahatsoratra avy ao amin'ny Eksodosy, dia mihoatra ny folo (10) ny Didy, izany hoe ny fitambaran'ireo fehezanteny misy ''Aza'' sy ny matoateny ''mibaiko'' toy ny hoe ''mitandrema''. Araka ny Baiboly ihany koa nefa dia folo ihany ny Didy. Samy manana ny rafitra manome ny didy folo ny fiangonana tsirairay. Hita etsy ambany ny fahasamihafana.
{|border="1"
Andalana faha-126:
[[en:Ten Commandments]]
[[eo:La Dekalogo]]
[[es:Diez mandamientosMandamientos]]
[[et:Kümme käsku]]
[[eu:Hamar Aginduak]]