Christophe Colomb: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-29:
 
=== Asa tao amin'ny Fifamoivoizana an-dranomasina ===
 
{{...}}
Tamin'ny 1476, nihakatra tao amina sambo fitanteran'entana mankany Lisboa sy mankany Inglatera i Christophe Colomb. Fa voatafiky ny frantsay ilay sambo ary nandositra nankany amin'ny tanàna portogein'i Lagos izy ary aveo nankany amin'ny rahalahiny, mpanao sarin-tany any Lisboa.
[[Sary:ColombusMap.jpg|240px|right|thumb|Ny sarin-tan'ny Colomb mpirahalahy]]
Nanambady an'i Filipa Moniz, zana-bavin'i Bartolomeu Perestrelo, governora'i Porto Santo (izy no nahatomboka ny fanjanataniana portogey tamin'ny 1425) Andrianakely portogey. I Felipa dia maty afaka fotoana vitsivitsy taorian'ny nahaterahan'ny zanany lahy tokana : Diego Colomb, mety teraka tany ami'nny 1480 teo amin'ny nosin'i Porto Santo (Hanana zanaka lahy faharoa i Colomb amin'ny 1488, Fernand no anarany, mety nahaterahan'i Beatriz Enriquez de Arana). Mihamaranitra hatrany ny fahaizan'i Colomb amin'ny famoivoizana an-dranomasina, mety avy amin'ny sarin-tany nomen'ny vadiny tamin'ny fanambadiany angamba io ; ireo sarin-tany ireo, manoro ny rivotra sy ny fananan-tany portogey, dia mety an'i Bartolomeu Perestrelo.
 
=== Ny tetikasany : mandeha any India amin'ny alàlan'ny mankany andrefana ===
{{...}}