Kaominina any Frantsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ArthurBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: ro:Comunele Franței
k fanitsiana teny
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Any [[Frantsa]], ny '''kaominina''' dia fizarana administrativa, ny fizaram-paritany kely indrindra any Frantsa. Ny kaominina dia tanintan'ny [[tanàna]] na vohitra. Ny velarantaniny dia mety miovaova be mihintsy (ny kaominina ngeza indrindra any Frantsa dia Paris : manana isam-ponina roa tapitrisa, ary ny kaominina kely isam-ponina indrindra tsy tsy misy olona)
 
Tamin'ny [[1 Martsa]] [[2008]], misy kaominina 36 783 any [[Frantsa]] (212 any ampitan-dranomasina) maka ny tontalin'ny firenena frantsay - afats'i Saint-Barthélemy, Saint-Martin, Wallis-et-Futuna sy ny tany tsy misy olona (Antarktika frantsay, nosy Clipperton).