Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena''' afohezina API amin'ny fiteny frantsay, na IPA amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tetenina. Izy io dia tsy hoatry ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mandinika rafi-peo [[frantsa]]y sy britanika ho an'ny [[Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena]], navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.
 
{{renifeo sy zanapeon'ny teny malagasy}}
 
== Tantara ==
Ligne 10 ⟶ 8 :
 
== Fototra ==
 
[[Sary:Ipa-chart-all-1000px.png|thumb|Ny sary momban'ny renifeo sy zanapeon'ny AAI|225px|right]]
 
Ny isan'ny mariky ny AAI dia misy 118 ary io mandrakotra ny feo miseho matetiika amin'ny fitenin'ny olomelona. Ny litera ampiasaina dia avy amin'ny litera grika na latina. Ireo litera ireo no avadibadika sy ovaovaina. Mba hanome ny litera toy izao : ɾ, ɽ, ɺ, ɹ (avy amin'ny r) ; ɘ, ə (avy amin'ny e). Ny feo tsy dia mitranga matetika dia soratana avy amin'ny litera efa misy ary ampiana diakritika iray na maromaro (miisa 76) eo amin'ny lohavy lohany : ohatra, ny ''b'' an'ny fiteny Espaniola ''caber'' dia soratana [β̞] fa tsy [β]. Misy koa litera manokana hanoratana ny feo toy ny tsindrim-peo : [ˈdʊl·dn̩], fanoratana amin'ny AAI ny matoanteny alemana ''dulden''.
 
== FanoritanaNy ilayAbidy abidyampiasain'ny AAI ==
 
[[Sary:Ipa-chart-all-1000px.png|thumb|Ny sary momban'ny renifeo sy zanapeon'ny AAI|225px640px|rightcenter]]
 
== Famisavisana ilay abidy ==
== Unicode ==
 
== Jereo koa ==
{{renifeo sy zanapeon'ny teny malagasy}}
 
=== Rohy ivelany ===
==== Amin'ny fiteny frantsay ====