Tsena maizina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
fanitsiana, rohy
 
Andalana faha-1:
Ny '''tsena maizina''' dia teny itononana ireo fivarotana ny entana ary raharaha amin’ny fomba tsy manara-dalàna, izay tsy manaja ny fandraiketana ny vidin’entana ary tsy mandoa ny [[hetra]] takian’ny governemanta amin’ny vidin’entana.
 
Noho ny endrika tsy maha-ara-dalàna ny entana varotana, dia voatery miasa any ivelan’ny tsena mazava izay tohanan’ny fanjakana ny tsena maizina.
Andalana faha-7:
Ny lentan’ny entana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna dia manana lentam-bidy roa :
 
* Ny entana vidiana aamin’ny tsena maizina dia mora nohon’ny entana vidiana amin’ny tsena ofisialy. Tsy mandoa ny hetra ary ny vidim-panaovana ny mpivarotra entana. Ao amin’ny toe-karena ambanitany (''économie souterraine'') no ahitnaaahitana izany. Mangalatra ny entana ny mpangalatra ary varotany amin’ny vidy ambany nohon’ny tokony ho vidiny ao amin’ny tsena ara-dalàna, fa tsy misy [[rosia]], [[antoka]], sns.
* Mety lafo nohon’ny ao amin’ny tsena ofisialy ny vidiny. Sarotra vokarina ilay entana, na sarotra ny manana azy, ary mety mampidi-doza ny fitazomana azy na mety sarotra ny mahazo azy amin’ny fomba ara-dalàna. Raha tsy ara-dalàna ilay entana varotana (ohatra: zava-mahadomelona sasany) dia mety
 
[[sokajy:Tsena]]
[[sokajy:Toe-karena]]
 
[[af:Sluikhandel]]
[[ar:اقتصاد تحتي]]
[[be-x-old:Чорны рынак]]
[[bn:কালোবাজার]]
[[ca:Mercat negre]]
[[cs:Černý trh]]
[[da:Undergrundsøkonomi]]
[[de:Schwarzmarkt]]
[[el:Μαύρη αγορά]]
[[en:Black market]]
[[eo:Nigra merkato]]
[[es:Mercado negro]]
[[eu:Merkatu beltz]]
[[fa:بازار سیاه]]
[[fi:Musta pörssi]]
[[fr:Marché noir]]
[[he:שוק שחור]]
[[hi:काला बाजार]]
[[id:Pasar gelap]]
[[it:Mercato nero]]
[[ja:闇市]]
[[kn:ಕಪ್ಪು ಹಣ]]
[[ko:지하경제]]
[[lt:Juodoji rinka]]
[[lv:Melnais tirgus]]
[[ml:കരിഞ്ചന്ത]]
[[my:မြေအောက် စီးပွားရေး]]
[[nl:Zwarte markt]]
[[nn:Svartebørs]]
[[no:Svartebørs]]
[[pl:Czarny rynek]]
[[pt:Mercado negro]]
[[ru:Чёрный рынок]]
[[sh:Crna burza]]
[[simple:Black market]]
[[sv:Svart marknad]]
[[tr:Karaborsa]]
[[uk:Чорний ринок]]
[[vi:Kinh tế ngầm]]
[[zh:黑市]]