Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
k Voafafa ny fanovana ny 41.204.109.210 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Addbot
Andalana faha-10:
== NOTAM ny 21 Janoary 2012 ==
 
Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahan'ny NOTAM izay tsy nahafanan'ny fiaramanidina nitondra ny filoha PORY taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany Afrika Atsimo ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin'ilay fiaramanidina i Ravalomanana.
Teraka t@ 25 Desambra 2009 kindy Andry Rajoelina
 
Ho an'ireo mpikamban'ny antoko politika TIM, dia tsifanajana ny ''feuille de route'' <ref name="rfi">[http://www.rfi.fr/afrique/5min/20120121-marc-ravalomanana-empeche-atterrir-antananarivo-madagascar Madagascar: l'avion de Marc Ravalomanana empêché d'atterrir à Antananarivo]</ref>.
Ligne 19 ⟶ 18 :
Araka ny filohan'ny tetezamia dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika ny lalàna na firenena"<ref>[http://www.madagascar-tribune.com/Aucun-pays-et-aucune-loi-ne,17005.html « Aucun pays et aucune loi ne doivent faire pression sur notre pays… »]</ref>. Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin'ny asa an-terivozona mandrapahafaty<ref>[http://webcache.googleusercontent.com/search?q=cache:BGyj6q_5nd0J:www.laverite.mg/index.php/inona-no-vaovao/20234-raharaha-7-febroary-asa-an-terivozona-mandra-pahafaty-no-sazin-ny-filoha-teo-aloha-+&cd=3&hl=fr&ct=clnk&gl=fr Raharaha 7 febroary - Asa an-terivozona mandra-pahafaty no sazin ’ ny Filoha teo aloha -- Laverite.mg]</ref>).
 
Ho an'ny tale jeneralin'i ACM indray dia mampatahotra io fampiasana amin'ny tanjony ara-politika an'io NOTAM io ; satria araka ny lazain'ny OACI, dia tokony ampiasaina amin'ny tanjona aeronaotika, fizorlpi^àuiryfizorana ary filaminana ihany. <ref>[http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète]</ref>
 
== Tsiahy ==