Tondra-drano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ArthurBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: ro:Inundație
k fanitsiana voambolana
Andalana faha-2:
[[Sary:Haiti flood 1.jpg|Tondra-drano any Haiti|thumb|right|220px]]
 
Misy ny '''tondra-drano''' rehefa be loatra ny tosaky ny renirano iray, rehefa ambony loatra ny tosaky ny rano, manafotra ny tany manodidinamanodidona azy ilay renirano. Mety misy koa ny tondra-drano rehefa betsaka ny fisosan'ny<ref>ruissellement</ref> tany ambolena, noho izany dia lasa ranom-potaka no manondraka ny tany manodidinamanodidona.
 
Araka ny [[SIWI]], ho an'ny periody 1996-2005, ara-toetrandro sy hidirôlika ny 80 isan-jaton'ny loza voajanahary.