Québec: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
MastiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: ht:Kebèk
k fanitsiana voambolana
Andalana faha-22:
Maka faribolana ara-pehintany 17 ny Quebec any atsinanana katrany andrefana, ary maka faribolana ara-daharan-jarahasina 22 any avaratra katrany atsimo. Mampiasa fiozao-na ora akiroa ny Quebec, indrindra ny ora atsinanana, ora tsotra na ora naroso, sy ny ora Atlantika, tsotra na naroso (ho an'ny Nosin'i Madelena sy ny faritan'ny reserve-n'ny Listuguj), tsy mihetsika ny ora ora sasany any amin'ny faritany hafa.
 
Mizara sisintanysisin-tany amin'ny faritany mizaka tena amerikana efatra ny Quebec, toy ny faritany mizaka-tenan'i [[New York]], ny [[Vermont]], ny [[New Hampshire]] ary ny [[Maine]]. Mizara sisintanysisin-tany amin'ny faritany Kanadianina hafa ihany koa ny Quebec toy ny [[Terre-Neuve-et-Labrador]], ny [[Nouveau-Brunswick]] ny ny [[Ontario]]. Manan-tsisintanytsisin-tany amin'ny Quebec koa ny Nunavy ny [[Île-du-Prince-Édouard]] sy ny [[Nouvelle-Écosse]].
 
== Rohy ivelany ==