Fiteny soedoà: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-3:
Ny '''fiteny soedoa''' (''svenska'') dia fiteny jermanika tenenina any avaratr' [[Eoropa]]. Ny isan'ny olona miteny io fiteny io dia folo tapitrisa ; ny ankabeazan'ny mpiteny soedoa dia any Soeda ary misy fikambanana vitsivitsy any Finlandy, ireo firenena ireo mampiasa ny fiteny soedoa ho teny ofisialy.
Ny fiteny soedoa dia fiteny mitovitovy endrika amin'ny fiteny norvejiana sy ny fiteny Danoa, ary mety mifankahazo ny olona miteny iraika amin'ireo teny telo ireo. Ny anton'ny fifankahazoana ny mpiteny soedoa, danoa sy norvejiana dia
Ny fiteny soedoa tsotra, tenenin'ny ankabeazan'ny olom-pirenena soedoa, dia tenim-pirenena avy amin'ny fiteny soedoa maromaro notenenina teo amin'ny faritra afovoany tamin'ny taonjato faha 19 hatramin'ny fanombohan'ny taonjato faha roapolo. Ny fiteny soedoa soratana dia iray ihany, fa ny fiteny soedoa tenenina dia arakaraky ny faritra isiana. Ny fiteny sasantsasany dia mety samihafa be amin'ny fiteny soedoa tsotra na amin'ny lafin'ny fitsipi-pitenenana na amin'ny lafin'ny voambolana ampiasaina, ary mety tsy mifanitsy amin'ny fiteny soedoa tsotra izy. Ireo fiteny sarotra azo ireo dia voafetra amina velarana ny ambanivohitra ary vitsivitsy ihany ny isan'ny olona miteny azy. Ankehitriny ny ankabeazan'ny fitenim-paritra mitady ho very fa
Ny rafitry ny fehezanteny dia Mpanao
== Ny filaharan'ny fiteny soedoa ==
|