Eorôpa Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanova: jv:Éropah Kulon
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
{{legend|#00FF00|[[Eoropa Atsimo]]}}]]
 
Ny tenenina hoe '''Eoropa Andrefana''' dia ireo firenekafirenena mikasika ny amorontsiraka Atlantika, ary noho izany ny firenena eo amin'ny faritra andrefan' Eoropa. Ny misy azy dia eo anelanelan'ny ranomasimbe Atlantika sy ny [[Eoropa Avaratra]], ny [[Eoropa Atsimo]], ny [[Eoropa Afovoany]], mety ampidirina ao amin'ny faritany andrefana na atsinanana.
 
Amin'ny lafiny ara-tantara, ny Eoropa andrefana dia ireo nanana fifandraisana diplômatika tamin' Etazonia nandritry ny [[Ady Mangatsiaka]], fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy mitongilana toy ny Soisa ; manomboka mifafa ilay sary tamin'ny fanitarana ny [[Vondrona Eoropeanina]].