Lakandranon' i Suez: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana teny
k fanitsiana teny
Andalana faha-1:
[[Sary:SuezCanal-EO.JPG|right|thumb|Ny lakandranohonlakandranon'i Suez hita avy amin'ny zanabolana]]
 
Ny [[lakandranohonlakandranon'i Suez]] dia lakandrano any [[Ejipta]], eo anelanelan'ny [[Ranomasina Mena]] sy ny ranomasina Mediteranea. 190,25 km ny halavany, 280-345 m ny ampohiny, ary 22,50 m ny halaliny. Miampita ny isman'i Suez izy, avy any [[Port-Saïd]] eo amin'ny ranomasina Mediteranea, hatrany amin'ny tanànan'ny [[Suez]] eo amin'ny ranomasina Mena. Afahan'ireo ranomasina roa ireo mifandray.
 
Nanomboka tamin'ny [[1859]] ilay tetikasa fandavahana azy, ary tapitra tamin'ny [[1869]] izy. Ny diplômata sy inzeniera frantsay [[Ferdinand de Lesseps]] no nitondra ilay tetikasa. Io lakandrano io dia afahan'ny sambo avy ao [[Eoropa]] makany India tsy mila mandalo any Afrika atsimo eo amin'ny Cap de Bonne Esperance. talohan'ny fanokafana ilay lakandrano tamin'ny [[1869]], ny entana dia tsy maintsy entina amin'ny tany eo anelanelan'ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy ny [[Ranomasina Mena]].
 
Noho ny fahombiazany noho ny fitombon'ny isan'ny sambo mandalo ao, ny lakandranohonlakandranon'i Suez dia fidiram-bola fahatelo any [[Ejipta]]. Raha sanatria misy voina manentsina ilay lakandrano, ny vola very amin'izany dia misy 7 tapitrisa dollar isan-andro.
 
Ny tompon' io lakandrano io dia ny [[Suez Canal Authority]], tompon' andraikitry ny fikarakarana azy.