Lakandranon' i Suez: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana |
k fanitsiana teny |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:SuezCanal-EO.JPG|right|thumb|Ny
Ny [[
Nanomboka tamin'ny [[1859]] ilay tetikasa fandavahana azy, ary tapitra tamin'ny [[1869]] izy. Ny diplômata sy inzeniera frantsay [[Ferdinand de Lesseps]] no nitondra ilay tetikasa. Io lakandrano io dia afahan'ny sambo avy ao [[Eoropa]] makany India tsy mila mandalo any Afrika atsimo eo amin'ny Cap de Bonne Esperance. talohan'ny fanokafana ilay lakandrano tamin'ny [[1869]], ny entana dia tsy maintsy entina amin'ny tany eo anelanelan'ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy ny [[Ranomasina Mena]].
Noho ny fahombiazany noho ny fitombon'ny isan'ny sambo mandalo ao, ny
Ny tompon' io lakandrano io dia ny [[Suez Canal Authority]], tompon' andraikitry ny fikarakarana azy.
|