Mpandrindra milina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
+
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ubuntu.png|thumb|300px|[[Ubuntu]]]]
[[Sary:Operating_system_placement-mg.svg|Mpandrindra milina ary rindrankajy miasa aminy]]
 
Ny '''mpandrindra milina''' azo afohezina ho ''SE'' na ''OS'' (amin'ny [[teny frantsay]] sy amin'ny [[teny anglisy]]) dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahan'ny rindrankajy madinika handeha. Izy io dia karazana tetezana ahafahan'ny [[rindrankajy]] (software) mampiasa ny [[fitaovana]] (hardware).