Fiteny anglisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Gerakibot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.6) (Rôbô Nanampy: cbk-zam:Lengua Inglés
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
Ny teny '''{{BASEPAGENAME}}''' (English [/ˈɪŋɡlɪʃ/]) dia teny [[Jermanika]] avy any [[Angletera]].
Io no tenim-pirenena nahaben'ny mponina anatin'ny [[firenena]] maro, indrindra any Royaume Uni sy ny zanataniny taloha : [[Etazonia]], [[Kanada]], [[Aostralia]], [[Afrika Antsimo]], [[India]]. (Ireo zanatany taloha izay mbola mampiasa ny teny anglisy dia lazaina fa ao amin''Nyny [[bolatontolo anglo-saksônamiteny anglisy]], izay manana anarana ''anglosphere'' amin'ny teny )anglisy.
 
Isan'ny fiteny teny tena be mpiteny indrindra eto an-tany ny teny anglisy, ao arinan'ny teny [[fiteny sinoa|Sinoa]]. Satria izy ny teny teny be mpianatra indrindra. Miteny ny olona sàsany hoe « fiteny internasionaly » ny teny anglisy. Sady io fiteny io no teny fiasana anatin'ny [[UN]] ([[United Nations]]) miaraka amin'ny [[fiteny frantsay]]
Andalana faha-16:
Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny jermanika andrefana, any Eoropa. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary voaanjadin'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any Skandinavia, avy any Normandia ary avy any [[Frantsa]] Avaratra tamin'ny Taona Afovoany (Moyen-Age), ary taty aoriana voaanjadin'ny teny frantsay ankehitriny. Tahaka ny fiteny maro ao Eoropa, betsaka ny indran-teny avy amin'ny fiteny latina sy avy amin'ny fiteny grika, hatramin'izay ka hatramin'izao. Ny teny romana hafa sy ny fitenin'ny zanatany taloha dia nianjadina ny anglisy britanika amin'ny fomba tsy dia lalina. Fa, ny fianjadian'ny fiteny vahiny dia samihafa eo anivon'ny firenena miteny anglisy maro samihafa (fianjadian'ny fiteny eo an-toerana), ary manao fomba fiteny iray mety manamarika ny anglisy britanika.
 
== Fiteny avy amin'ny fiteny anglisy ==
== Teny Voasintona ==
 
Teny voasintona avy amin'ny teny anglisy
 
* Ny ''[[Basicfiteny Englishanglisy tsotsotra]]'' :na ''Basic English'' dia teny naboarin'i [[C. K. Ogden]] sy i [[I. A. Richards]] tamin'ny taona 1930. 850 ny isan'ny teny ao anatiny : ireo izay ilaina anatin'ny fiainana miaraka amin'izay ilaina mba hanazava ny dika anatin'ny firesahina.
 
* Ny ''[[Specialfiteny Englishanglisy manokana]]'' :na misy ''Special English'' dia mampiasa teny 2.000 ao sady voatenytononina moramora kokoa nonnohon'ny teny anglisy tsotra.
 
* Ny ''[[Simplefiteny Englishanglisy nomoramoraina]]'' :na ''Simple English'' dia amipiasain'i miasampikambana eto amin'ny [[Wikipedia]]<sup>ao amin'i [http://simple.wikipedia.org 1simple.wikipedia.org]</sup>.
 
== Lisitry ny rohyRohy ivelany ==
* [http://en.wikipedia.org Anglisy Wikipedia]
* [http://www.ethnologue.com/show_language.asp?code=ENG Ethnologue Anglisy titatra]