Tsena maizina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
fanombohana
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''tsena maizina''' dia teny itononana ireo fivarotana ny entana ary raharaha amin’ny fomba tsy manara-dalàna, izay tsy manaja ny fandraiketana ny vidin’entana ary tsy mandoa ny hetra takian’ny governemanta amin’ny vidin’entana.
 
 
Noho ny endrika tsy maha-ara-dalàna ny entana varotana, dia voatery miasa any ivelan’ny tsena mazava izay tohanan’ny fanjakana ny tsena maizina.
 
 
<nowiki>==Vidin’entana==</nowiki>
 
Ny lentan’ny entana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna dia manana lentam-bidy roa :
 
* Ny entana vidiana aamin’ny tsena maizina dia mora nohon’ny entana vidiana amin’ny tsena ofisialy. Tsy mandoa ny hetra ary ny vidim-panaovana ny mpivarotra entana. Ao amin’ny toe-karena ambanitany (''économie souterraine''<nowiki>) no ahitnaa izany. Mangalatra ny entana ny mpangalatra ary varotany amin’ny vidy ambany nohon’ny tokony ho vidiny ao amin’ny tsena ara-dalàna, fa tsy misy [[rosia]], antoka, sns. </nowiki>
* Mety lafo nohon’ny ao amin’ny tsena ofisialy ny vidiny. Sarotra vokarina ilay entana, na sarotra ny manana azy, ary mety mampidi-doza ny fitazomana azy na mety sarotra ny mahazo azy amin’ny fomba ara-dalàna. Raha tsy ara-dalàna ilay entana varotana (ohatra: zava-mahadomelona sasany) dia mety
 
<nowiki>[[sokajy:Tsena]]</nowiki>
 
<nowiki>[[sokajy:Toe-karena]]</nowiki>